![]()
Afa-po ny rehetra, feno ny efitrano… Mitohy hatrany ny seho an-tsehatra ataon’ireo mpiangaly ny literatiora malagasy. Poeta efatra samy manana ny maha izy azy amin’ny haisoratra ankehitriny indray no naneho ny “Hoporofoiko aminao” tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena efitrano Dox,ny faran’ny herinandro teo, nanomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Izany dia nahitana an-dry Namby Mivetso, Tsiresy kely, […]