![]()
Volana vitsivitsy lasa izay no nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny boky “Ny fiandohan’ny Malagasy”. Efa nisy ny fanolorana ny boky tamin’ireo mpikaroka isan-tokony niara-nisalahy tamin’ny famohana ity angom-pikarohana ity. Rariny raha toa ka notohizana teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo izany dingana fanapariahana ny boky izany. Tonga teny an-toerana, omaly, ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Andriatongarivo […]