![]()
Noho ny fangatahan’ny mpankafy, izay nifanotona indrindra amin’izao faha 20 taonan’ny tarika Koike izao, hanao seho miavaka etsy amin’ny Le Glacier Analakely izy, rahampitso zoma 14 janoary izao, manomboka amin’ny 8 ora alina. « Feo mangan’ny Gasikara, Koike, Fitiavanao », ireo ny teny hoenti-manamarika ny fampisehoana amin’izao fankalazana ny faha20 taona izao. Koike na Joselito… Feno 20taona […]