![]()
Nanakoako ny sanganasan’i Naka Rabemanantsoa sy ireo mpanakanton’ny taona 50 sy 1960 ! Fampisehoana an-tsehatra « Ny fahiny sy ny omaly » notontosaina tetsy amin’ny sekoly Sainte Famille Mahamasina, omaly. Nahazo laka ny kalon’Imerina na ilay karazan-kira manome lanja ny tononkira omban-gadona sy filatro ary angola. Heno sy tsapan’ireo nanatrika ity seho sehatra ity fa nezahin’ny tarika Gasy […]