Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

« Koloiko sy hajaiko ny teniko » : fito taona Notolorana fanomezana ny mpifaninana mendrika

$
0
0
Notontosaina, tetsy amin’ny Institution FJKM Ankadifotsy ny fizarana fankasitrahana ho an’ireo mendrika tamin’ny fifaninanana fanoratana tononkalom-pitiavana nampanaovin’ny vondrona « Koloika sy hajaiko ny teniko » (KHT). Nandrombaka ny laharana voalohany i Barry Sirjon, tamin’ny alalan’ilay tononkalony mitondra ny lohateny « Fo tia ». Narahin’i Zara Ainga tamin’ny « Mifankatia hatrany » ary laharana fahatelo i Toky Ny Aina Joseclaudio, nanoratra ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503