Tsy ireo eto an-dRenivohitra ihany. Hiara-hankalaza ny taom-baovao amintsika koa ireo any amin’ny faritra sy ny hatrany ampitan-dranomasina. Mazava rahateo ny nambaran’ny mpikarakara fa natao ho an’ny Malagasy rehetra, tsy ankanavaka, ity fomba iray ity. Hifamotoana etsy Mahamasina sy Andohalo ary Ambohitrabiby ny Malagasy, manomboka ny alatsinainy 27 marsa izao, hanamarika izany taom-baovao izany. Hitohy […]
↧