Hitohy, anio, ny fanakalazana ny taom-baovao malagasy amin’ny alalan’ny fafy rano arahina tsodrano am-bava ataon’ireo raiamandreny sy olobe ary tangalamena mihoatra ny 90 taona, avy eto an-toerana sy avy any amin’ny faritra. Miroso amin’ny tatao, vary amin-dronono tondrahina tantely, avy eo ny rehetra, hisantarana izao taom-baovao izao ary hifampirariana ny soa ho an’ny rehetra tsy […]
↧