Hira miaina, tononkira mandona, feo miavaka… Raha misy ny misongadina amin’ny fanaovana hiram-pitiavana, anisan’ireo lohandohany i Dô Rajhonson. Tsy nitsahatra mihitsy, na somary tsy tazana an-tsehatra matetika aza izy. Fantatra izao fa hitondra ireo hira nahafantarana azy, miampy ireo vaovao i Dô Rajhonson, etsy amin’ny Kick Back 67 Ha, ny zoma 31 mars izao, manomboka […]
↧