Tontosa soaman-tsara ny fankalazana ny taom-baovao, fanarenan-kasina teny Mahamasina sy Ambohitrabiby, ny teny Andohalo ary ny tao amin’ny Tahala Rarihasina, nandritra ny roa andro, nanomboka ny 27 ary nifarana ny 28 marsa teo. Efa voafaritra sahady koa anefa fa amin’ny 17 sy 18 marsa 2018 indray ny taom-baovaontsika manaraka. Nanamarika ny taom-baovao tamin’ity ny fahavitrihan’ny […]
↧