Toy ny fanoana isan-taona, ary nandritra ny 5 taona izay, nisafidy ny kianja Bika any Tsiroanimandidy i Nina’s, nanaovany ny « Vaky sehatra ». Tsara fiditra izany, satria araka ny anarany, nanomboka ny fitetezam-paritra izay hataon’ity mpanakanto ity mandritra ny taom-pampisehoana io. « Feno hipoka hatrany ny kianja ary nahafinaritra foana ny fiarahana », hoy ny nambaran’i Jean Claude […]
↧