Clara Razaiarinosy sy Gégé Rasamoely. Anisan’ireoa ndrarezin’ny famelomana tantara amin’ny onjampeo. Tsy mbola nandao ny sehatra akory, fa milomano anatin’ny zavakanto ihany izy ireo. Porofon’izany, hisy ny seho hafakely, izay homanin’ireto mpilalao ireto, ny alatsinain’ny Paka 17 avrily izao, etsy amin’ny CCEsca Antanimena. “Sous le ciel bleu de Tanà..”, “comédie musicale” iray, izay novolavolain’i Clara […]
↧