Efa fomba fanao ihany, saingy tamin’ity taona 2017 ity, nitombo isa ! Mpanakanto na tarika iray, tazana niaka-tsehatra tetsy, namonjy teroa indray avy eo. Saika feno hipoka avokoa ny kianja malalaka nanaovan’izy ireny fampisehoana.
↧