Efa manana ny toerany. Na misy aza ireo hetsika hafa nanara-dia azy, efa fotoana ifanomezana ny “THB Tour” rehefa fetin’ny Paka ao Antsirabe. Telo andro tsy tapaka olona nanoloana ny garan’Antsirabe nandritra ny fetin’ny Paka teo. Vao mainka nifanitsa-kitro ireo mpijery fety ny alatsinain’ny Paka, izay namaranana ihany koa ny “THB Tour” tao Antsirabe. Nanapoaka […]
↧