« Anisan’ny firenena manan-karena amin’ny fananana ireo zavamaniry ahazoana fanafody hoenti-mitsabo i Madagasikara. Mbola olana goavana anefa ny tsy fahampian’ny tohana amin’ny fikarohana mba hampanjary azy ireny ho vokatra azo ampiasaina manaraka ny fenitry ny siansa », raha ny fanazavan’ny Dr. Ratsimbason Michel, avy ao amin’ny « Centre national d’application de recherches pharmaceutiques ». Anisan’izany ny fahakelezan’ny vola natokan’ny […]
↧