Anisan’ny mampalaza an’i Madagasikara aty amin’ny faritry ny Ranomasina Indiana sy maneran-tany ny « Festival des baleines », tontosaina ao amin’ny Nosy Sainte Marie. Voakasika ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fizahantany, ny kolontsaina ary ny fanatanjahantena. Fantatra fa ny 8 jolay ka hatramin’ny 16 jolay izao no hanatanterahina ny « Festival des baleines 2017 », any amin’ny Nosy Sainte Marie. […]
↧