Nisy fotoana, nipetraka tany ivelany i Marlène. Niteraka embona sy hanina ho azy izany. Nanaitra ilay talentany amin’ny famorona hira izany. Mirona betsaka amin’ny filalaovana ireo bankira mihetsika mampiavaka ny tany mafana tahaka ny salegy, ny basesa, ary ny sud’ af izy. Ito farany rahateo no toy ny fototra iaingan’ny kanto an-kira ataony. Vao teo […]
↧