Manjaka loatra ny fironana ara-politika. Manana andraikitra goavana, tsy hampisara-bazana ny mpanao gazety, kosa ny holafitra. Miezaka mivoy izany ireo solontena voafidy teto Antananarivo. 3 mey, Andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety. Manamarika izany isan-taona ny eto Madagasikara. Manana fahalalahana ve ny mpanao gazety ? Fanontaniana mipetraka foana, ary mety hipetraka mandrakizay izany… Nisy ny […]
↧