Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Fampitiavana vaky boky ny tanora : « Mba ho boky maneho ny zava-misy ankehitriny no ianarana »

$
0
0
Sahirana ny rohim-boky ! Ankoatra ny fahefa-mividy eo amin’ny Malagasy, antony hafa ihany koa ny tsy fampiasana ny boky voasoratra ankehitriny, any an-tsekoly. « Saika ireo boky nosoratana mpanoratra tany aloha hatrany no mbola ampiasain’ny mpianatra ankehitriny », hoy Raparison Manantsoa, tonian’ny Vovonam-pirenen’ny mpanoratra, mpanonta boky ary mpivaroboky (Synael). Nohazavainy fa misy fiantraikany roa lehibe eo amin’ny tontolon’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503