Raha zohina ny tantara, marobe tamin’ireo Malagasy namoron-kira teny anivon’ny fiangonana no nahafehy tsara ny solfezy. Tsy vitsy ihany koa ireo mpamoron-kira na mpitendry zavamaneno nampiasa ny solfezy na ny solfa teo anelanelan’ny taona 1950 sy ny taona 1972. Na tsy nahay aza izy ireny, nifampiraharaha tamin’ireo nahafolaka solfezy na solfa ka voasoratra hatrany ny […]
↧