Ny vakoka, simba na may na misy « mangalatra ». Ny tantara, na fanahiniana disoina na fafana na tsy fantatra fotsiny amin’izao. Mila fanarenana izany rehetra izany, raha ny fanazavan-dry zareo avy ao amin’ny « Harena – Madagasikara ». Andiany faharoa ny fifaninanana saripika karakarain’ny « Harena-Madagasikara ». Lohahevitra amin’ity fifaninanana maka sary ho an’ny tsy matihanina 18 taona no ho […]
↧