![]()
Marihina anio maneran-tany, ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny mozea » na ny « Journée internationale des musée » (Jim). Tanterahina etsy amin’ny Tahala Rarihasina ny hetsika mifandraika amin’izany. Ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fampirantiana sy fanentanana samihafa momba ny tokony hikajiana sy hikoloana ny mozea misy manerana an’i Madagasikara. Ny fampahafantarana ny momba ireny mozea ireny. Anisan’ny ho tazana […]