![]()
Anisan’ireo tarika miorina any ivelan’i Madagasikara (Frantsa) manana ny maha izy azy eo amin’ny hira evanjelika ny Ny Mino. Tonga eto an-toerana, ankehitriny, ity tarika ahitana an’i Benja, i Lova, i Narindra, i Lanto ary i Asnah ity hanamarika ny faha-5 taona niorenany. Hisy, noho izany, ny fampisehoana hotontosaina ao amin’ny CCEsca Antanimena, rahampitso manomboka […]