![]()
Tafiditra ao anatin’ilay fifaninanana manao sary « Concours BMOI Amie des Arts ». 162 ireo mpandray anjara nanerana ny Nosy. Ny 2 jona teo, voafidin’ireo mpitsara ny sary 21 heverina fa mendrika ny hiakatra amin’ny dingana manaraka. Aranty eny amin’ny zaridainan’Antaninarenina izy ireny mba hotsarain’ny mpitsidika amin’ny alalan’ny fanomezana isa. Avy amin’ny tambatr’isa roa nomen’ireo mpitsara sy […]