![]()
Sanganasan’i Di…, nifameno na nanohy ny aingam-panahin’i Dox. Na ny mifamadika tamin’izay. Ny feo sy ny fihetsika namoahan’ny mpikambana Havatsa-Upem sy ny Diavolana azy ireny teny an-tsehatra, nameno avy hatrany ny aingam-panahin’ireo andrarezina amin’ny asa soratra ireo. Tahaka izany koa ny kalon’ny fahiny nokaloin’ny Tafasiry Kolokanto, nameno avy hatrany ny nambaran’ny tononkalo, sns. Fampisehoana feno […]