![]()
Nisy ny seho natokana ho an’ireo tanora kokoa… Tsapa kosa anefa fa tena ho an’ny rehetra ny fampisehoana natolotr’i Jaojoby sy ny tariny, ny alin’ny asabotsy teo, teto amin’ny Bord Mahajanga. Tsy tongatonga ho azy izany safidy izany, fa tena nandrasana tamin’ity mpanjakan’ny salegy ity mihitsy io tolotra io. Vao niaka-tsehatra, nampiditra ny saleginy araka […]