Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Rado Ramaherison: « Mila hanaovana ezaka ny fandikan-teny »

$
0
0
Hankalazaina ny 30 septambra ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny fandikan-teny ». Mandray anjara amin’ny fanamarihana izany i Madagasikara. Manao ahoana ny lanjan’ny fandikan-teny ho an’ny Malagasy ? Milaza ny heviny i Rado Ramaherison, mpanoratra. Gazety Taratra (*) : Ho avy tsy ho ela ny 30 septambra, « Andro iraisam-pirenena ho an’ny fandikan-teny ». Ny lanjan’izany amin’ny asa soratra eto an-toerana ? […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503