Taorian’ny nitantanan’ny Dr. Rajaona Andriamananjara, nodimandry ny taona 2016, handray ny toerana maha filoha voafidy azy hitondra ny Akademia Malagasy ny Pr. Ranjeva Raymond. Voafidy ho filohan’ny Akademia Malagasy ny 3 oktobra teo ny Profesora Ranjeva Raymond. Anio tolakandro, mandritra ny fanokafana ny taom-piasana akademika 2017-2018 kosa no hametrahana azy amin’ny fomba ofisialy ka handraisany […]
↧