Nisokatra tamim-pomba ofisialy, omaly, ny fe-potoam-piasana 2017-2018 eo anivon’ny akademia malagasy. Niavaka tanteraka izany satria nanamarika ihany koa ny fandraisan’ny profesora Raymond Ranjeva ny andraikiny amin’ny maha filoha vaovaon’ny Akademia malagasy azy. Hitondra hery vaovao eo anivon’izany rafitra izany izy. Anisan’ny fandaharanasany ny fampiroboroboana ny teny malagasy (momba ny Abidia malagasy vaovao sy ny politikam-pirenena […]
↧