Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Fanabeazana ny ankizy : namoaka boky roa ny « Editions jeunes malgaches »

$
0
0
Anisan’ny mbola lesoka amin’ny fanabeazana eto Madagasikara ny tsy fahampian’ny boky ho an’ny ankizy. Nitondra ny anjara birikiny ho fanarenana ny lesoka ry zareo ao amin’ny « Editions jeunes malgaches ». Boky roa avy hatrany no indray navoakan’ny « Editions jeunes malgaches » hoenti-manampy amin’ny fanabeazana ny zaza. Boky voalohany, « I Vonindrano sy i Zavonandro », angano nosoratan’i Arikaomisa Randria, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503