Masaka ny nahandro ! Navadik’i Radjur ho asa mivaingana amin’izay ireo aingam-panahy novetsoin’ny vavany sy notendren’ny tanany. Tafavoaka ny rakikira « Aingan’i Dada ». Ho avy ihany koa ny manaraka… Tany amin’ny taona 1979 no efa tazana teo amin’ny tontolon’ny famoronan-kira Randrianindrina Zafitsiresy, fantatra amin’ny anarana maha mpanakanto Radjur… Taona 2016 nanapa-kevitra ny hanatanteraka ny fandraisam-peo izy. Omaly, […]
↧