![]()
Tontosa ny « Konferansa momba ny soratra taona 2017 ». Hetsika nandinihina lohahevitra enina mifandraika amin’ny tontolon’ny soratra sy ny sehatra misy azy. Feno tanteraka ny fandaharam-potoana tao anatin’ny indray andro nandritra ny velakevitra narahina fifanakalozan-kevitra notontosaina ny asabotsy 25 novambra teo, tao amin’ny Haitsiron’Iarivo eny Alarobia. Niainga tany amin’ny lohahevitra voalohany « Asa soratra sy ny teknolojia […]