Ny gadon-kira nahafantarana azy, ao ihany. Mivelatra kokoa anefa ny « Reveko seule » raha oharina amin’ireo rakikiran’i Black Nadia, teo aloha. Ankavitsiana sisa ireo mpanakanto sahy mamoaka rakikira. Tsy kivy fa vonon-kizara hatrany ny kantony kosa i Black Nadia, ho famaliana ny hetahetan’ireo mpankafy. Fantatra mantsy fa hivoaka ary hiparitaka manomboka anio ny rakikirany fahatelo, “Reveko […]
↧