« Na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon’ny fitiavana ». Andalana notsongaina tao anatin’ny Tononkalon’i Solomona, 8 ;7a io. Nosafidian-dRafanomenjanahary Clermont sy Razafindranaivo Voahirana Espérant ho lohahevitra nanankinana ny fanamasinana ny fanambadian’izy ireo teo anatrehan’Andriamanitra, teny amin’ny FJKM Ambohitantely, ny asabotsy lasa teo izany. Mpanao gazety sady mpaka sary ato amin’ny gazety Taratra sy Les […]
↧