Nanomboka, omaly, ny dingana fahatelo amin’ny « Takalo haingo » andiany fahafolo. Raha tsiahivina, sehatra iray natao ho an’ny lamaody sy ny famoronana akanjo izy ity. Araka izany anarany izany, mibahan-toerana ny fifampizarana traikefa sy fahaiza-manao, mandritra ity hetsika, karakarain’i Maromaitso, ity. Nisantarana ny « Takalo haingo », omaly teny amin’ny Craam eny Ankatso, àry ny atrikasa hianarana zaitra. […]
↧