Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Elaela tsy hita … : nahafinaritra ny fihaonan-dry Njava tamin’ny mpankafy

$
0
0
Seho  goavana nanamarika iny faran’ny herinandro teo iny ny niarahana tamin’ny tarika Njava, tetsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely. Seho roa be izao no natolotr’izy ireo : ny zoma alina teo sy ny asabotsy tolakandro, izay samy nahafa-po ny mpankafy azy enina mianadahy. « Nahafinaritra ny fampisehoana… Efa elaela ihany koa ry zareo no […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503