Samy sangany sy tsy zovina amin’ny mpankafy hiragasy intsony ry Rainitelo avy any Andohavary sy Rapaolison avy any Mandiavato. Ireto andrarezina ireto no hifandona, etsy amin’ny Kianjan’ny kanto etsy Mahamasina, ny alahady tolakandro izao. Azo lazaina ho ity koa ny hetsika hanokatra ny sehatra voalohany, amin’ity taona 2018 ity, raha asian-dresaka ny eto an-dRenivohitra. Efa […]
↧