Mifanojo indrindra amin’ny hetahetan’ny filoham-pirenena, nambarany tamin’ny kabariny teny Iavoloha ny zoma teo, ny vinavinan’ny fikambanana Sehatra bà gasy, mandritra ity taona 2018 ity. Tsy inona izany fa ny famerenana indray ny maha isika antsika Malagasy, indrindra eo amin’ny lafiny kolontsaina. Nambaran’ny filohan’ity fikambanana ity, Rasolondraibe Jeannot, fa hifantoka kokoa amin’ny fanentanana ny tsirairay ary […]
↧