Hiavaka noho ny fahita hatramin’izay ity taona 2018, raha eo amin’ny tontolon’ny asa soratra. Andrarezin’ny asa soratra telo no feno 100 taona ka hasandratry ny Havatsa-Upem : i Célestin Andriamanantena sy i Ener-Lalandy ary i E.D Andriamalala. Raha ny fanazavan’i Hajaina Naomy, filohan’ity fikambanana ity, efa nisy ny fanondroana andro sy izay mety ho zavatra atao […]
↧