Mihavitsy, saingy mbola misy ireo tarika mpanao vakodrazana manolotra fampisehoana ankalamanjana ho fiaraha-mifaly amin’izao taona vaovao izao. Amin’ny ankapobeny, eny an-tsena eny no ahitana azy ireny. Mpianakavy na mpiray tanàna, avy any ambanivohitra any, kosa ny ankamaroan’izy ireny. Any ambanivohitra any, hatramin’izay, no ahitana andiany mpitendry zavamaneno, mpanao vakodrazana mitety tanàna, rehefa fety, indrindra ny […]
↧