Mpihira no ahafantaran’ny rehetra an’i Dama Mahaleo hatramin’izay… Nivadika ho mpikabary, nandritra ny lanonana fangataham-bady iray, notontosaina ny asabotsy teo, tetsy Andrianarivo, anefa izy. Sambany teo amin’ny fiainany no nanaovan’i Dama izany kabary fangataham-bady izany. Hafakely tsy toy ny mahazatra anefa ity indray mitoraka ity ka izay ny antony nanaovany izany. Fantatra mantsy fa teratany […]
↧