Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Misokatra androany… : misy sary 5.000 mahery ao amin’ny mozean’ny saripika

$
0
0
Misokatra ho an’ny daholobe, manomboka androany, ny mozea mikasika ny sary ka eny Anjohy, ao amin’ny  Maison des maires , no misy izany. Harem-bakoka, mirakitra tantara sarobidy ary feno fahalalana izy ity. Rajaonarison Helihanta, manampahaizana ambony momba ny tantara. Tamin’ny fotoana nanaovany fikarohana no teraka tao aminy ny hetaheta ny amin’ny tokony hananganana mozean’ny saripika. Nilaza […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503