![]()
“Les legends du salegy”, etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina. Hetsika misarika ny sain’ny maro io. Nanome toky fa hifanotrona ireo samy mpanakanto… Sambany hisy seho goavana eto Antananarivo, hanomezam-boninahitra ny salegy ranofotsiny. Io ilay fampiakarana an-tsehatra ireo andrarezin’ny salegy an-tsehatra, etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny alahady 25 febroary ho avy izao, manomboka amin’ny 3 […]