Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Voalohany hatramin’ny farany… : nifampitantana tokoa i Njakatiana sy i Bodo

$
0
0
Ora iray taorian’ny fanombohana, mbola mitanjozotra ny mpijery hamonjy ny lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena, omaly. Izay ny tety ivelany. Nanao ahoana kosa ny tao anatiny ? Sehatra lehibe telo nomena endrika kanto tamin’ireo ravaka teo aminy…. « Somariaka » narahin’ny « Ataoko akory ». Vao ireo no vita, tazana avy hatrany ilay endrika isehoan’ny fampisehoana niarahana tamin’i Njakatiana sy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503