Fotoana fohy taorian’ny nivoahany, najifa ireo tapakila famandrihana (réservation). Mipetraka hatrany ny laza ho an’ny AmbondronA… Nisy ireo efa fay ka nilahatra nanomboka tamin’ny 4 ora maraina… Nialoha ny nisokafan’ny toeram-pivarotana ny tapakila, efa lasa lavitra ny filaharana tetsy Ankaditapaka, izay nahagaga ireo mpandalo vao maraina. Fotoana vitsy taorian’ny nivarotana tokoa mantsy, najifa tanteraka ireo […]
↧