Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Taratry ny kanto

$
0
0
“The Week End Festival” Hosokafana anio ilay hetsika anisan’ny goavana indrindra amin’ity faran’ny herinandro ity. Hanokatra ny “The Week-End Festival” ireo tarika mpiangaly ny rock, zokiny sy zandriny. Hifandimby etsy amin’ny sehatry ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ry Kiaka, Jeneraly, Amboara, Iniah, Mage 4, sns. Hitohy amin’ny fampisehoana fahaiza-manaon’ireo mpikosoka kapila sy ireo mpiangaly ny “show […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503