Noraisin’ny fileovana Tsarahonenana ny isan-taona faha-19 an’ny synodam-paritanin’Antananarivo (SP Anta) eo anivon’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM), nanomboka ny 4 septambra lasa teo. Notanterahina omaly, tetsy Antsahamanitra, kosa ny fotoam-pivavahana nentina namaranana ity fotoan-dehibe ity. Nitarika izany ny filohan’ny FLM, ny pastora Dr Rakotonirina David. “… Fa efa nanisy soa ahy Andriamanitra ka manam-be aho”. Io […]
↧