Miaina sy tsy mitsaha-mivelatra ny dihy ankehitriny, eto amintsika. Tsy vitsy ny tanora mikaroka sy mandalina, indrindra mamokatra zava-baovao hatrany. Ao anatin’ny hetsika “Toko sy andininy”, ohatra, no hampahafantarana ny teknika vaovao roa, noforonin’ny tanora mpanao soradihy miisa 10. Seha-javakanto iray hanehoan-kevitra sy fihetseham-po ny dihy ankehitriny. Tsy misaraka amin’izany ny mahakanto azy. Toy ny […]
↧