![]()
Nisokatra tao amin’ny Biennale di Venezia – Biennale Arte 2019, ny volana mey teo, ny tranoheva Madagasikara voalohany ahitana ilay asa kanton’i Joël Andrianomearisoa « I have forgotten The night ». « Azo tsapain-tanana ny lazan’ny tranoheva Madagasikara. Ohatra tsara indrindra azo anehoana izany ny isan’ireo lahatsoratra mivoaka an-gazety iraisam-pirenena izay efa mihoatra ny zato hatramin’izao […]