![]()
Andiany voalohany ny Festival Inclusif pluridisciplinaire « Miaraka ». Anisan’ny tanjona tratrarina ao anatin’ity hetsika ity ny hampihaona sy ny hampitambatra ny olona salama amina olona manan-kilema ka amin’ny alalan’ny zavakanto sy ny kolontsaina no hanatanterahana izany. Nanomboka omaly ka tsy hifarana raha tsy amin’ny asabotsy 19 oktobra izao ny fandaharam-potoana nomanina ho amin’izany, hotontosaina ao amin’ny […]