![]()
Tamin’ireo tetikasa 726 voaray manerana ny Nosy, 27 ny noraisina hifaninana farany. Mendrika indrindra tao anatin’ireo kosa ny “Managnano” ka nahazo ny tosika ara-bola 20 tapitrisa Ar. Tohana vola 20 tapitrisa Ar! Io ny loka nomena an’Andriambalo Tantelinirina, tetsy amin’ny Carlton Anosy, ny alin’ny talata teo. Izy no nahazo ny laharana voalohany tamin’ilay fifaninanana “Tosik’Art”, […]